വിശുദ്ധ ഖുർആൻ പരിഭാഷ - മലഗാസി വിവർത്തനം - റുവ്വാദ് തർജമ സെൻ്റർ

external-link copy
34 : 7

وَلِكُلِّ أُمَّةٍ أَجَلٞۖ فَإِذَا جَآءَ أَجَلُهُمۡ لَا يَسۡتَأۡخِرُونَ سَاعَةٗ وَلَا يَسۡتَقۡدِمُونَ

Ary ny vahoaka tsirairay dia manana fiafarany. Ka raha tonga ny fe-potoana farany ho azy ireo dia tsy vitan’izy ireo intsony ny hanemotra izany na dia ora iray monja aza, ary tsy vitan’izy ireo ihany koa ny hanafaingana izany. info
التفاسير: