വിശുദ്ധ ഖുർആൻ പരിഭാഷ - മലഗാസി വിവർത്തനം - റുവ്വാദ് തർജമ സെൻ്റർ

external-link copy
91 : 6

وَمَا قَدَرُواْ ٱللَّهَ حَقَّ قَدۡرِهِۦٓ إِذۡ قَالُواْ مَآ أَنزَلَ ٱللَّهُ عَلَىٰ بَشَرٖ مِّن شَيۡءٖۗ قُلۡ مَنۡ أَنزَلَ ٱلۡكِتَٰبَ ٱلَّذِي جَآءَ بِهِۦ مُوسَىٰ نُورٗا وَهُدٗى لِّلنَّاسِۖ تَجۡعَلُونَهُۥ قَرَاطِيسَ تُبۡدُونَهَا وَتُخۡفُونَ كَثِيرٗاۖ وَعُلِّمۡتُم مَّا لَمۡ تَعۡلَمُوٓاْ أَنتُمۡ وَلَآ ءَابَآؤُكُمۡۖ قُلِ ٱللَّهُۖ ثُمَّ ذَرۡهُمۡ فِي خَوۡضِهِمۡ يَلۡعَبُونَ

Tsy nomen’izy ireo lanja Allah araka ny tena maha mendrika Azy rehefa niteny izy ireo nanao hoe : “Tsy nampidina na inona na inona tamin’ny olombelona I Allah”. Teneno hoe : “Iza no nampidina ny boky izay nentin’i Mosesy ho fahazavana sy tari-dàlana ho an’ny olombelona ? Nataonareo an-taratasy fotsiny izany mba hasehonareo, nefa afeninareo ny am-pahany betsaka. Ary ianareo dia nampianarina izay tsy fantatrareo, na ianareo na ny Razambenareo”. Teneno hoe : “Allah”. Ary avelao izy ireo hiala voly amin’ny ady heviny. info
التفاسير: