വിശുദ്ധ ഖുർആൻ പരിഭാഷ - മലഗാസി വിവർത്തനം - റുവ്വാദ് തർജമ സെൻ്റർ

external-link copy
51 : 6

وَأَنذِرۡ بِهِ ٱلَّذِينَ يَخَافُونَ أَن يُحۡشَرُوٓاْ إِلَىٰ رَبِّهِمۡ لَيۡسَ لَهُم مِّن دُونِهِۦ وَلِيّٞ وَلَا شَفِيعٞ لَّعَلَّهُمۡ يَتَّقُونَ

Ary ampitandremo amin’ny alalan’izany ireo izay matahotra ny havory eo anatrehan’ny Tompony, fa tsy manana mpiahy na mpanelanelana ankoatrany izy ireo. Angamba hanana fatahorana izy ireo. info
التفاسير: