വിശുദ്ധ ഖുർആൻ പരിഭാഷ - മലഗാസി വിവർത്തനം - റുവ്വാദ് തർജമ സെൻ്റർ

external-link copy
34 : 6

وَلَقَدۡ كُذِّبَتۡ رُسُلٞ مِّن قَبۡلِكَ فَصَبَرُواْ عَلَىٰ مَا كُذِّبُواْ وَأُوذُواْ حَتَّىٰٓ أَتَىٰهُمۡ نَصۡرُنَاۚ وَلَا مُبَدِّلَ لِكَلِمَٰتِ ٱللَّهِۚ وَلَقَدۡ جَآءَكَ مِن نَّبَإِيْ ٱلۡمُرۡسَلِينَ

Ary efa nolazaina ho mpandainga ireo iraka teo alohanao, ka niharitra izy ireo tamin’ny nilazana azy ireo ho mpandainga sy tamin’ny fampijaliana nanjo azy ireo, mandra-pahatonga ny famonjena Taminay. Ary tsy misy afaka manova ireo tenin’I Allah, ary efa tonga taminao ny ampahan’ny tantaran’ireo Iraka. info
التفاسير: