വിശുദ്ധ ഖുർആൻ പരിഭാഷ - മലഗാസി വിവർത്തനം - റുവ്വാദ് തർജമ സെൻ്റർ

external-link copy
22 : 6

وَيَوۡمَ نَحۡشُرُهُمۡ جَمِيعٗا ثُمَّ نَقُولُ لِلَّذِينَ أَشۡرَكُوٓاْ أَيۡنَ شُرَكَآؤُكُمُ ٱلَّذِينَ كُنتُمۡ تَزۡعُمُونَ

Ary amin’ny andro izay hamorianay azy rehetra ireo ka hitenenanay amin’ireo izay nampikambana an'I Allah amin’ny hafa hoe : “Aiza avokoa ireo izay nakambanareo tamin'I Allah izay nireharehanareo ? info
التفاسير: