വിശുദ്ധ ഖുർആൻ പരിഭാഷ - മലഗാസി വിവർത്തനം - റുവ്വാദ് തർജമ സെൻ്റർ

external-link copy
67 : 5

۞ يَٰٓأَيُّهَا ٱلرَّسُولُ بَلِّغۡ مَآ أُنزِلَ إِلَيۡكَ مِن رَّبِّكَۖ وَإِن لَّمۡ تَفۡعَلۡ فَمَا بَلَّغۡتَ رِسَالَتَهُۥۚ وَٱللَّهُ يَعۡصِمُكَ مِنَ ٱلنَّاسِۗ إِنَّ ٱللَّهَ لَا يَهۡدِي ٱلۡقَوۡمَ ٱلۡكَٰفِرِينَ

Ry Iraka! Ampitao izay nampidinina taminao avy amin’ny Tomponao. Fa raha tsy manao izany ianao dia tsy tafitanao ny Hafany, ary I Allah dia hiaro anao amin’ny olombelona. Tena marina fa I Allah dia tsy mitari-dalana ireo vahoaka tsy mpino. info
التفاسير: