വിശുദ്ധ ഖുർആൻ പരിഭാഷ - മലഗാസി വിവർത്തനം - റുവ്വാദ് തർജമ സെൻ്റർ

external-link copy
30 : 5

فَطَوَّعَتۡ لَهُۥ نَفۡسُهُۥ قَتۡلَ أَخِيهِ فَقَتَلَهُۥ فَأَصۡبَحَ مِنَ ٱلۡخَٰسِرِينَ

Ka nandrisika azy ny fanahy ratsiny amin’ny hamonoana ny rahalahiny ka namono nahafaty azy izy.Ka dia lasa anisan’ireo maty antoka izy. info
التفاسير: