വിശുദ്ധ ഖുർആൻ പരിഭാഷ - മലഗാസി വിവർത്തനം - റുവ്വാദ് തർജമ സെൻ്റർ

external-link copy
18 : 47

فَهَلۡ يَنظُرُونَ إِلَّا ٱلسَّاعَةَ أَن تَأۡتِيَهُم بَغۡتَةٗۖ فَقَدۡ جَآءَ أَشۡرَاطُهَاۚ فَأَنَّىٰ لَهُمۡ إِذَا جَآءَتۡهُمۡ ذِكۡرَىٰهُمۡ

Ny fahatongavan’ilay Ora tampoka va no andrasan’izy ireo ? kanefa dia efa tonga tokoa ireo famantarana mialoha. Ary ahoana no ahafahan’izy ireo hahatsiaro rehefa tonga tampoka izany ? info
التفاسير: