വിശുദ്ധ ഖുർആൻ പരിഭാഷ - മലഗാസി വിവർത്തനം - റുവ്വാദ് തർജമ സെൻ്റർ

external-link copy
17 : 47

وَٱلَّذِينَ ٱهۡتَدَوۡاْ زَادَهُمۡ هُدٗى وَءَاتَىٰهُمۡ تَقۡوَىٰهُمۡ

Fa izay nanaraka ny lalana mahitsy kosa, dia nampitomboiny ny fahitsin’izy ireo, ary nataony vontom-pinoana (izy ireo). info
التفاسير: