വിശുദ്ധ ഖുർആൻ പരിഭാഷ - മലഗാസി വിവർത്തനം - റുവ്വാദ് തർജമ സെൻ്റർ

external-link copy
14 : 47

أَفَمَن كَانَ عَلَىٰ بَيِّنَةٖ مِّن رَّبِّهِۦ كَمَن زُيِّنَ لَهُۥ سُوٓءُ عَمَلِهِۦ وَٱتَّبَعُوٓاْ أَهۡوَآءَهُم

Izay mifikitra amin’ny porofo mazava avy amin’ny Tompony va dia hitovy amin’izay nohatsaraina teo imason'ny asa ratsiny, ka nanaraka ny sitra-pony ? info
التفاسير: