വിശുദ്ധ ഖുർആൻ പരിഭാഷ - മലഗാസി വിവർത്തനം - റുവ്വാദ് തർജമ സെൻ്റർ

external-link copy
86 : 3

كَيۡفَ يَهۡدِي ٱللَّهُ قَوۡمٗا كَفَرُواْ بَعۡدَ إِيمَٰنِهِمۡ وَشَهِدُوٓاْ أَنَّ ٱلرَّسُولَ حَقّٞ وَجَآءَهُمُ ٱلۡبَيِّنَٰتُۚ وَٱللَّهُ لَا يَهۡدِي ٱلۡقَوۡمَ ٱلظَّٰلِمِينَ

Ahoana no hitarihan’i Allah làlana ny vahoaka tsy mino, taorian’izy ireo efa nino sy nitsangana ho vavolombelona fa tena marina tokoa ny Iraka, ary taorian’ny nahatongavan’ireo porofo mazava tamin’izy ireo. Ary Allah dia tsy mitari-dàlana ny vahoaka mpanao ny tsy rariny. info
التفاسير: