വിശുദ്ധ ഖുർആൻ പരിഭാഷ - മലഗാസി വിവർത്തനം - റുവ്വാദ് തർജമ സെൻ്റർ

external-link copy
105 : 3

وَلَا تَكُونُواْ كَٱلَّذِينَ تَفَرَّقُواْ وَٱخۡتَلَفُواْ مِنۢ بَعۡدِ مَا جَآءَهُمُ ٱلۡبَيِّنَٰتُۚ وَأُوْلَٰٓئِكَ لَهُمۡ عَذَابٌ عَظِيمٞ

Ary aoka Ianareo tsy hanao tahaka ireo nisaratsaraka, sy nifanipa-kevitra taorian’ny fahatongavan’ireo porofo mazava tamin’izy ireo. Ary ho azy ireo ny famaizana lehibe. info
التفاسير: