വിശുദ്ധ ഖുർആൻ പരിഭാഷ - മലഗാസി വിവർത്തനം - റുവ്വാദ് തർജമ സെൻ്റർ

external-link copy
59 : 24

وَإِذَا بَلَغَ ٱلۡأَطۡفَٰلُ مِنكُمُ ٱلۡحُلُمَ فَلۡيَسۡتَـٔۡذِنُواْ كَمَا ٱسۡتَـٔۡذَنَ ٱلَّذِينَ مِن قَبۡلِهِمۡۚ كَذَٰلِكَ يُبَيِّنُ ٱللَّهُ لَكُمۡ ءَايَٰتِهِۦۗ وَٱللَّهُ عَلِيمٌ حَكِيمٞ

Ary raha ampy taona ireo ankizy aminareo, dia aoka izy ireo hangataka alalana mialohan’ny hidirany, tahaka ny nangatahan’ireo izay teo alohany alalana. Toy izany no amelabelaran’I Allah mazava tsara aminareo ireo fanambarany. Fa I Allah dia mahalala ny zava-drehetra sy be fahendrena. info
التفاسير: