വിശുദ്ധ ഖുർആൻ പരിഭാഷ - മലഗാസി വിവർത്തനം - റുവ്വാദ് തർജമ സെൻ്റർ

external-link copy
4 : 24

وَٱلَّذِينَ يَرۡمُونَ ٱلۡمُحۡصَنَٰتِ ثُمَّ لَمۡ يَأۡتُواْ بِأَرۡبَعَةِ شُهَدَآءَ فَٱجۡلِدُوهُمۡ ثَمَٰنِينَ جَلۡدَةٗ وَلَا تَقۡبَلُواْ لَهُمۡ شَهَٰدَةً أَبَدٗاۚ وَأُوْلَٰٓئِكَ هُمُ ٱلۡفَٰسِقُونَ

Ary ireo izay manendrikendrika ireo vehivavy madio fitondran-tena ka tsy mitondra vavolombelona efatra, dia kapoinareo im-balo-polo izy ireo amin’ny karavasy, ary aza ekena mihitsy ny fijoroan’izy ireo vavolombelona. Ary izy ireny no tena mpanao ratsy. info
التفاسير: