വിശുദ്ധ ഖുർആൻ പരിഭാഷ - മലഗാസി വിവർത്തനം - റുവ്വാദ് തർജമ സെൻ്റർ

external-link copy
41 : 22

ٱلَّذِينَ إِن مَّكَّنَّٰهُمۡ فِي ٱلۡأَرۡضِ أَقَامُواْ ٱلصَّلَوٰةَ وَءَاتَوُاْ ٱلزَّكَوٰةَ وَأَمَرُواْ بِٱلۡمَعۡرُوفِ وَنَهَوۡاْ عَنِ ٱلۡمُنكَرِۗ وَلِلَّهِ عَٰقِبَةُ ٱلۡأُمُورِ

Ireo izay efa nomenay fahefana teto ambonin’ny tany dia nanatanteraka ny fivavahana izy ireo, namoaka ny ampahan-karena, ary nandidy ny tsara sy nandrara tamin’ny ratsy. Tena marina fa any amin'I Allah ny fiafaran’ny zava-drehetra. info
التفاسير: