വിശുദ്ധ ഖുർആൻ പരിഭാഷ - മലഗാസി വിവർത്തനം - റുവ്വാദ് തർജമ സെൻ്റർ

external-link copy
32 : 22

ذَٰلِكَۖ وَمَن يُعَظِّمۡ شَعَٰٓئِرَ ٱللَّهِ فَإِنَّهَا مِن تَقۡوَى ٱلۡقُلُوبِ

Izany (no didy) ! Ka n'iza n'iza manaja ireo zava-manan-kasin’I Allah, tena marina fa izany dia anisan’ny fatahoran’ny fo. info
التفاسير: