വിശുദ്ധ ഖുർആൻ പരിഭാഷ - മലഗാസി വിവർത്തനം - റുവ്വാദ് തർജമ സെൻ്റർ

external-link copy
280 : 2

وَإِن كَانَ ذُو عُسۡرَةٖ فَنَظِرَةٌ إِلَىٰ مَيۡسَرَةٖۚ وَأَن تَصَدَّقُواْ خَيۡرٞ لَّكُمۡ إِن كُنتُمۡ تَعۡلَمُونَ

Ary raha tena tra-pahasahiranana izay Anananareo trosa, dia andraso mandra-pahitany fahamorana, fa ny fanaovanareo fanomezana kosa dia tsara ho Anareo raha fantatrareo izany. info
التفاسير: