വിശുദ്ധ ഖുർആൻ പരിഭാഷ - മലഗാസി വിവർത്തനം - റുവ്വാദ് തർജമ സെൻ്റർ

external-link copy
169 : 2

إِنَّمَا يَأۡمُرُكُم بِٱلسُّوٓءِ وَٱلۡفَحۡشَآءِ وَأَن تَقُولُواْ عَلَى ٱللَّهِ مَا لَا تَعۡلَمُونَ

Tsy mampirisika anareo afa-tsy amin’ny faharatsiana sy ny fahavetavetana i satana, ary ny fitenenana izay tsy fantatrareo mikasika an’Allah. info
التفاسير: