വിശുദ്ധ ഖുർആൻ പരിഭാഷ - മലഗാസി വിവർത്തനം - റുവ്വാദ് തർജമ സെൻ്റർ

external-link copy
61 : 17

وَإِذۡ قُلۡنَا لِلۡمَلَٰٓئِكَةِ ٱسۡجُدُواْ لِأٓدَمَ فَسَجَدُوٓاْ إِلَّآ إِبۡلِيسَ قَالَ ءَأَسۡجُدُ لِمَنۡ خَلَقۡتَ طِينٗا

Ary rehefa niteny Izahay tamin’ireo Anjely nanao hoe : “Miankohofa amin’i Adama ianareo”, dia niankohoka avokoa izy ireo afa-tsy Iblisy (satana) izay niteny hoe : “Hiankohoka amin’izay namboarinao avy amin’ny tany manga ve aho ?”. info
التفاسير: