വിശുദ്ധ ഖുർആൻ പരിഭാഷ - മലഗാസി വിവർത്തനം - റുവ്വാദ് തർജമ സെൻ്റർ

external-link copy
4 : 17

وَقَضَيۡنَآ إِلَىٰ بَنِيٓ إِسۡرَٰٓءِيلَ فِي ٱلۡكِتَٰبِ لَتُفۡسِدُنَّ فِي ٱلۡأَرۡضِ مَرَّتَيۡنِ وَلَتَعۡلُنَّ عُلُوّٗا كَبِيرٗا

Ary nataonay didy tamin’ny zanak’Israely tao amin’ny Boky (Taoraty) manao hoe : “Tena hanao fanimbana eto ambonin’ny tany in-droa miantoana ianareo ary handika lalàna amin’ny fomba diso tafahoatra ianareo”. info
التفاسير: