വിശുദ്ധ ഖുർആൻ പരിഭാഷ - മലഗാസി വിവർത്തനം - റുവ്വാദ് തർജമ സെൻ്റർ

external-link copy
21 : 17

ٱنظُرۡ كَيۡفَ فَضَّلۡنَا بَعۡضَهُمۡ عَلَىٰ بَعۡضٖۚ وَلَلۡأٓخِرَةُ أَكۡبَرُ دَرَجَٰتٖ وَأَكۡبَرُ تَفۡضِيلٗا

Jereo, fa ahoana àry ny fanomezanay tombony ny sasany amin’izy ireo mihoatra ny sasany hafa ! Ary ny any ankoatra dia ambony kokoa amin’ny laharana sy amin’ny fahamendrehana. info
التفاسير: