വിശുദ്ധ ഖുർആൻ പരിഭാഷ - മലഗാസി വിവർത്തനം - റുവ്വാദ് തർജമ സെൻ്റർ

external-link copy
127 : 16

وَٱصۡبِرۡ وَمَا صَبۡرُكَ إِلَّا بِٱللَّهِۚ وَلَا تَحۡزَنۡ عَلَيۡهِمۡ وَلَا تَكُ فِي ضَيۡقٖ مِّمَّا يَمۡكُرُونَ

Mahareta ! Ary tsy hanam-paharetana Ianao raha tsy avy amin’i Allah. Koa aza malahelo azy ireo ianao, ary aza mitebiteby nohon'ny teti-dratsin’izy ireo. info
التفاسير: