വിശുദ്ധ ഖുർആൻ പരിഭാഷ - മലഗാസി വിവർത്തനം - റുവ്വാദ് തർജമ സെൻ്റർ

external-link copy
6 : 14

وَإِذۡ قَالَ مُوسَىٰ لِقَوۡمِهِ ٱذۡكُرُواْ نِعۡمَةَ ٱللَّهِ عَلَيۡكُمۡ إِذۡ أَنجَىٰكُم مِّنۡ ءَالِ فِرۡعَوۡنَ يَسُومُونَكُمۡ سُوٓءَ ٱلۡعَذَابِ وَيُذَبِّحُونَ أَبۡنَآءَكُمۡ وَيَسۡتَحۡيُونَ نِسَآءَكُمۡۚ وَفِي ذَٰلِكُم بَلَآءٞ مِّن رَّبِّكُمۡ عَظِيمٞ

Ary raha niteny i Mosa tamin’ny vahoakany ka nanao hoe : “ Tsarovinareo ireo fahasoavana nomen’i Allah Anareo raha navotany Ianareo tamin’ireo Olon’ny Faraona izay nampihorohoro Anareo tamin’ny fampijaliana ratsy. Nanapa-tenda ny Zanakareo lahy izy ireo sy namela ho velona ny Zanakareo vavy. Izany rehetra izany dia fitsapana lehibe avy amin’ny Tomponareo ”. info
التفاسير: