വിശുദ്ധ ഖുർആൻ പരിഭാഷ - മലഗാസി വിവർത്തനം - റുവ്വാദ് തർജമ സെൻ്റർ

external-link copy
45 : 11

وَنَادَىٰ نُوحٞ رَّبَّهُۥ فَقَالَ رَبِّ إِنَّ ٱبۡنِي مِنۡ أَهۡلِي وَإِنَّ وَعۡدَكَ ٱلۡحَقُّ وَأَنتَ أَحۡكَمُ ٱلۡحَٰكِمِينَ

Ary nitalaho tamin’ny Tompony i Noa ka nilaza nanao hoe : " Tompoko oh ! Tena marina fa ny zanako dia isan’ny fianakaviako ary ny fampanantenanao dia marina tokoa. Ianao no mendrika indrindra amin’ireo mpitsara. info
التفاسير: