വിശുദ്ധ ഖുർആൻ പരിഭാഷ - മലഗാസി വിവർത്തനം - റുവ്വാദ് തർജമ സെൻ്റർ

external-link copy
32 : 11

قَالُواْ يَٰنُوحُ قَدۡ جَٰدَلۡتَنَا فَأَكۡثَرۡتَ جِدَٰلَنَا فَأۡتِنَا بِمَا تَعِدُنَآ إِن كُنتَ مِنَ ٱلصَّٰدِقِينَ

Niteny izy ireo : " Ry Noa ! efa niady hevitra taminay ianao, ary dia nampitombo fifandirana taminay. Ka ento aty aminay izay nampanantenainao anay raha toa ka isan'ireo olo-marina ianao”. info
التفاسير: