വിശുദ്ധ ഖുർആൻ പരിഭാഷ - മലഗാസി വിവർത്തനം - റുവ്വാദ് തർജമ സെൻ്റർ

external-link copy
37 : 10

وَمَا كَانَ هَٰذَا ٱلۡقُرۡءَانُ أَن يُفۡتَرَىٰ مِن دُونِ ٱللَّهِ وَلَٰكِن تَصۡدِيقَ ٱلَّذِي بَيۡنَ يَدَيۡهِ وَتَفۡصِيلَ ٱلۡكِتَٰبِ لَا رَيۡبَ فِيهِ مِن رَّبِّ ٱلۡعَٰلَمِينَ

Ary ity Boky masina Koroany ity dia tsy misy namorona ankoatr’i Allah, nefa fanamafisana izay efa nisy teo alohany ary fanazavana ilay Boky izay tsy misy fisalasalana Aminy fa avy amin’ny tompon’izao Tontolo izao. info
التفاسير: