ಪವಿತ್ರ ಕುರ್‌ಆನ್ ಅರ್ಥಾನುವಾದ - ಮಲಗಾಸಿ ಅನುವಾದ - ರುವ್ವಾದ್ ಭಾಷಾಂತರ ಕೇಂದ್ರ

external-link copy
37 : 6

وَقَالُواْ لَوۡلَا نُزِّلَ عَلَيۡهِ ءَايَةٞ مِّن رَّبِّهِۦۚ قُلۡ إِنَّ ٱللَّهَ قَادِرٌ عَلَىٰٓ أَن يُنَزِّلَ ءَايَةٗ وَلَٰكِنَّ أَكۡثَرَهُمۡ لَا يَعۡلَمُونَ

Ary hoy izy ireo hoe : “Nahoana no tsy nisy fahagagana nampidinina taminy avy amin’ny Tompony ?” Teneno hoe : “Tena marina fa I Allah dia afaka mampidina fahagagana. Kanefa ny ankamaroan’izy ireo dia tsy mahalala izany". info
التفاسير: