ಪವಿತ್ರ ಕುರ್‌ಆನ್ ಅರ್ಥಾನುವಾದ - ಮಲಗಾಸಿ ಅನುವಾದ - ರುವ್ವಾದ್ ಭಾಷಾಂತರ ಕೇಂದ್ರ

external-link copy
4 : 5

يَسۡـَٔلُونَكَ مَاذَآ أُحِلَّ لَهُمۡۖ قُلۡ أُحِلَّ لَكُمُ ٱلطَّيِّبَٰتُ وَمَا عَلَّمۡتُم مِّنَ ٱلۡجَوَارِحِ مُكَلِّبِينَ تُعَلِّمُونَهُنَّ مِمَّا عَلَّمَكُمُ ٱللَّهُۖ فَكُلُواْ مِمَّآ أَمۡسَكۡنَ عَلَيۡكُمۡ وَٱذۡكُرُواْ ٱسۡمَ ٱللَّهِ عَلَيۡهِۖ وَٱتَّقُواْ ٱللَّهَۚ إِنَّ ٱللَّهَ سَرِيعُ ٱلۡحِسَابِ

Hanontany anao izy ireo amin’izay sakafo azon’izy ireo hohanina araka ny lalàna. Teneno hoe : “Azonareo hohanina avokoa ireo sakafo tsara sy madio, sy ireo azon’ireo biby mpihaza nomenareo fiofanana manokana amin’ny fihazana araka izay nampianarin’i Allah anareo. Ka mihinana ianareo amin’ireo biby voahazan’izy ireo ho anareo, ary tononinareo ny anaran’i Allah amin’izany, ary matahora an’i Allah ianareo. Tena marina fa i Allah dia haingam-pitsarana. info
التفاسير: