ಪವಿತ್ರ ಕುರ್‌ಆನ್ ಅರ್ಥಾನುವಾದ - ಮಲಗಾಸಿ ಅನುವಾದ - ರುವ್ವಾದ್ ಭಾಷಾಂತರ ಕೇಂದ್ರ

external-link copy
36 : 5

إِنَّ ٱلَّذِينَ كَفَرُواْ لَوۡ أَنَّ لَهُم مَّا فِي ٱلۡأَرۡضِ جَمِيعٗا وَمِثۡلَهُۥ مَعَهُۥ لِيَفۡتَدُواْ بِهِۦ مِنۡ عَذَابِ يَوۡمِ ٱلۡقِيَٰمَةِ مَا تُقُبِّلَ مِنۡهُمۡۖ وَلَهُمۡ عَذَابٌ أَلِيمٞ

Tena marina fa ireo izay tsy mpino raha ananan’izy ireo izay rehetra eto an-tany sy ny mitovy amin’izany koa mbola miampy aminy ka omen’izy ireo hatao onitra ho amin’ny famaizana amin’ny andron’ny fitsanganana dia tsy ho raisina avy amin’izy ireo izany. Ary ho azy ireo famaizana mangirifiry. info
التفاسير: