ಪವಿತ್ರ ಕುರ್‌ಆನ್ ಅರ್ಥಾನುವಾದ - ಮಲಗಾಸಿ ಅನುವಾದ - ರುವ್ವಾದ್ ಭಾಷಾಂತರ ಕೇಂದ್ರ

Qoraish

external-link copy
1 : 106

لِإِيلَٰفِ قُرَيۡشٍ

Nohon'ny amin'ny fifanarahan'ireo koraisy. info
التفاسير:

external-link copy
2 : 106

إِۦلَٰفِهِمۡ رِحۡلَةَ ٱلشِّتَآءِ وَٱلصَّيۡفِ

Ilay fifanarahan'izy ireo amin'ny fandehanana mandritra ny ririnina sy amin'ny fahavaratra. info
التفاسير:

external-link copy
3 : 106

فَلۡيَعۡبُدُواْ رَبَّ هَٰذَا ٱلۡبَيۡتِ

Dia aoka hanompo ny Tompon'ity trano masina ity izy ireo. info
التفاسير:

external-link copy
4 : 106

ٱلَّذِيٓ أَطۡعَمَهُم مِّن جُوعٖ وَءَامَنَهُم مِّنۡ خَوۡفِۭ

Dia Ilay nampisakafo azy ireo tamin'ny hanoanana ary nanome fandriam-pahalemana azy ireo tao anatin'ny tahotra. info
التفاسير: