ಪವಿತ್ರ ಕುರ್‌ಆನ್ ಅರ್ಥಾನುವಾದ - ಮಲಗಾಸಿ ಅನುವಾದ - ರುವ್ವಾದ್ ಭಾಷಾಂತರ ಕೇಂದ್ರ

external-link copy
105 : 10

وَأَنۡ أَقِمۡ وَجۡهَكَ لِلدِّينِ حَنِيفٗا وَلَا تَكُونَنَّ مِنَ ٱلۡمُشۡرِكِينَ

Ary mitodiha Ianao amin’ny finoana tanteraka an’i Allah tokana ary aoka Ianao tsy ho anisan’ireo mpanakambana an’i Allah amin’ny zavatra hafa (mpanompo sampy) info
التفاسير: