ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
99 : 9

وَمِنَ ٱلۡأَعۡرَابِ مَن يُؤۡمِنُ بِٱللَّهِ وَٱلۡيَوۡمِ ٱلۡأٓخِرِ وَيَتَّخِذُ مَا يُنفِقُ قُرُبَٰتٍ عِندَ ٱللَّهِ وَصَلَوَٰتِ ٱلرَّسُولِۚ أَلَآ إِنَّهَا قُرۡبَةٞ لَّهُمۡۚ سَيُدۡخِلُهُمُ ٱللَّهُ فِي رَحۡمَتِهِۦٓۚ إِنَّ ٱللَّهَ غَفُورٞ رَّحِيمٞ

Ary misy ihany koa amin’ireo Arabo mpifindra-monina no mino an’i Allah sy ny Andro farany, ka mandray ny fandaniana ataony ho fanakaikaizana an’i Allah sy mba ahazoan’izy ireo ny valim-bavaka ataon’ilay Iraka. Moa va tsy tena fomba fanakaikaizana (an’i Allah) ho azy ireo izany ? Eny, hampidirin’i Allah ao amin’ny indrafony izy ireo. Tena marina, fa i Allah dia be Famelan-keloka sy be Fiantrana. info
التفاسير: