ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
98 : 9

وَمِنَ ٱلۡأَعۡرَابِ مَن يَتَّخِذُ مَا يُنفِقُ مَغۡرَمٗا وَيَتَرَبَّصُ بِكُمُ ٱلدَّوَآئِرَۚ عَلَيۡهِمۡ دَآئِرَةُ ٱلسَّوۡءِۗ وَٱللَّهُ سَمِيعٌ عَلِيمٞ

Ary misy amin’ireo Arabo mpifindra-monina no mandray fa ny fandaniana ataony dia toy ny sazy, ka miandry mandrakariva ny hivadian’ny fiainanareo ho ratsy izy ireo. Enga anie hianjera amin’izy ireo ny loza ! Ary i Allah dia Mandre sy Mahalala ny zava-drehetra. info
التفاسير: