ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
94 : 9

يَعۡتَذِرُونَ إِلَيۡكُمۡ إِذَا رَجَعۡتُمۡ إِلَيۡهِمۡۚ قُل لَّا تَعۡتَذِرُواْ لَن نُّؤۡمِنَ لَكُمۡ قَدۡ نَبَّأَنَا ٱللَّهُ مِنۡ أَخۡبَارِكُمۡۚ وَسَيَرَى ٱللَّهُ عَمَلَكُمۡ وَرَسُولُهُۥ ثُمَّ تُرَدُّونَ إِلَىٰ عَٰلِمِ ٱلۡغَيۡبِ وَٱلشَّهَٰدَةِ فَيُنَبِّئُكُم بِمَا كُنتُمۡ تَعۡمَلُونَ

Miala tsiny aminareo izy ireo raha miverina any aminy ianareo. Lazao hoe : “Aza miala tsiny, fa tsy mino anareo velively izahay; efa nampahafantarin’Allah anay, ny vaovao mikasika anareo, ary ho hitan’Allah sy ny Irany ny asanareo. Avy eo, dia ho entina any amin’Ilay Mahafantatra tsara ny miafina sy ny hitamaso ianareo, koa hampahafantarany anareo izay nataonareo”. info
التفاسير: