ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
114 : 9

وَمَا كَانَ ٱسۡتِغۡفَارُ إِبۡرَٰهِيمَ لِأَبِيهِ إِلَّا عَن مَّوۡعِدَةٖ وَعَدَهَآ إِيَّاهُ فَلَمَّا تَبَيَّنَ لَهُۥٓ أَنَّهُۥ عَدُوّٞ لِّلَّهِ تَبَرَّأَ مِنۡهُۚ إِنَّ إِبۡرَٰهِيمَ لَأَوَّٰهٌ حَلِيمٞ

Ary tsy inona akory ny fangataham-pamelan-keloka nataon’i Ibrahim tamin’ny Rainy afa-tsy ny fampanantenana izay natao Taminy, fa rehefa miharihary Taminy mazava fa Izy (rainy) dia fahavalon’i Allah, dia nandà Azy Izy. ka tena marina fa i Ibrahim dia mpanetry tena sy tsara fanahy. info
التفاسير: