ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
43 : 8

إِذۡ يُرِيكَهُمُ ٱللَّهُ فِي مَنَامِكَ قَلِيلٗاۖ وَلَوۡ أَرَىٰكَهُمۡ كَثِيرٗا لَّفَشِلۡتُمۡ وَلَتَنَٰزَعۡتُمۡ فِي ٱلۡأَمۡرِ وَلَٰكِنَّ ٱللَّهَ سَلَّمَۚ إِنَّهُۥ عَلِيمُۢ بِذَاتِ ٱلصُّدُورِ

Raha tao anaty torimaso Ianao, dia nasehon’i Allah taminao fa vitsy an’isa izy ireo, satria raha ny hamaroany no nasehony dia nilefitra tanteraka Ianareo ary tena nifanditra Ianareo samy Ianareo momba izany, ka nefa i Allah no nanavotra Anareo. Izy dia tena Mahalala izay rehetra ao am-po. info
التفاسير: