ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
93 : 7

فَتَوَلَّىٰ عَنۡهُمۡ وَقَالَ يَٰقَوۡمِ لَقَدۡ أَبۡلَغۡتُكُمۡ رِسَٰلَٰتِ رَبِّي وَنَصَحۡتُ لَكُمۡۖ فَكَيۡفَ ءَاسَىٰ عَلَىٰ قَوۡمٖ كَٰفِرِينَ

Ary nitodi-damosina tamin’izy ireo Izy ka niteny nanao hoe : “O ry vahoakako ! Efa nampitako taminareo ireo hafatry ny Tompoko, ary efa nananatra anareo aho. Ahoana àry no alahelo izay manjo ireo vahoaka tsy mpino ?”. info
التفاسير: