ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
89 : 7

قَدِ ٱفۡتَرَيۡنَا عَلَى ٱللَّهِ كَذِبًا إِنۡ عُدۡنَا فِي مِلَّتِكُم بَعۡدَ إِذۡ نَجَّىٰنَا ٱللَّهُ مِنۡهَاۚ وَمَا يَكُونُ لَنَآ أَن نَّعُودَ فِيهَآ إِلَّآ أَن يَشَآءَ ٱللَّهُ رَبُّنَاۚ وَسِعَ رَبُّنَا كُلَّ شَيۡءٍ عِلۡمًاۚ عَلَى ٱللَّهِ تَوَكَّلۡنَاۚ رَبَّنَا ٱفۡتَحۡ بَيۡنَنَا وَبَيۡنَ قَوۡمِنَا بِٱلۡحَقِّ وَأَنتَ خَيۡرُ ٱلۡفَٰتِحِينَ

Namoron-dainga tokoa mahakasik'’I Allah izahay raha toa ka mbola miverina amin’ny finoanareo taorian’ny nanavotan’I Allah anay tamin’izany. Tsy izahay velively no hiverina amin’izany raha tsy hoe sitrak’I Allah izay Tomponay izany, mahenika ny zava-drehetra ny fahalalan’ny Tomponay, any amin’I Allah irery no hiankinanay.Tomponay o ! Tsarao amin’ny fahamarinana ny eo aminay sy ny vahoakanay, fa Ianao no mendrika indrindra amin’ireo mpitsara. info
التفاسير: