ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
74 : 7

وَٱذۡكُرُوٓاْ إِذۡ جَعَلَكُمۡ خُلَفَآءَ مِنۢ بَعۡدِ عَادٖ وَبَوَّأَكُمۡ فِي ٱلۡأَرۡضِ تَتَّخِذُونَ مِن سُهُولِهَا قُصُورٗا وَتَنۡحِتُونَ ٱلۡجِبَالَ بُيُوتٗاۖ فَٱذۡكُرُوٓاْ ءَالَآءَ ٱللَّهِ وَلَا تَعۡثَوۡاْ فِي ٱلۡأَرۡضِ مُفۡسِدِينَ

Ary tsarovy raha nataony ho mpandimby toerana taorian’ny fokon’ny Aad ianareo, ka napetrany teo ambonin’ny tany ianareo. Nanorina lapa maro ianareo tamin’ireo tany lemaka, ary nolavahanareo ireo tendrombohitra ho trano. Ka tsarovinareo ireo fahasoavan’I Allah, ary aza miely eto ambonin'ny tany ianareo amin’ny fanaovana ny asa fanimbana”. info
التفاسير: