ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
59 : 7

لَقَدۡ أَرۡسَلۡنَا نُوحًا إِلَىٰ قَوۡمِهِۦ فَقَالَ يَٰقَوۡمِ ٱعۡبُدُواْ ٱللَّهَ مَا لَكُم مِّنۡ إِلَٰهٍ غَيۡرُهُۥٓ إِنِّيٓ أَخَافُ عَلَيۡكُمۡ عَذَابَ يَوۡمٍ عَظِيمٖ

Efa nalefanay tany amin’ny vahoakany tokoa i Noa. Ka niteny izy hoe : “Ry vahoakako! Tompoinareo i Allah. Tsy manana Zanahary hafa ankoatr'Azy anareo. Izaho dia tena matahotra sao dia ho tratran'ny famaizana amin’ny andro lehibe ianareo”. info
التفاسير: