ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
51 : 7

ٱلَّذِينَ ٱتَّخَذُواْ دِينَهُمۡ لَهۡوٗا وَلَعِبٗا وَغَرَّتۡهُمُ ٱلۡحَيَوٰةُ ٱلدُّنۡيَاۚ فَٱلۡيَوۡمَ نَنسَىٰهُمۡ كَمَا نَسُواْ لِقَآءَ يَوۡمِهِمۡ هَٰذَا وَمَا كَانُواْ بِـَٔايَٰتِنَا يَجۡحَدُونَ

Ireo izay nandray ny finoan’izy ireo ho fandanian’andro sy kilalao ary namitaka azy ireo ny fiainana teny ambonin’ny tany. Androany, dia hanadino azy ireo izahay tahaka ny nanadinoan’izy ireo ny fihaonana amin’izao andron’izy ireo izao, ary noho izy ireo nitsipaka ireo fanambaranay. info
التفاسير: