ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
33 : 7

قُلۡ إِنَّمَا حَرَّمَ رَبِّيَ ٱلۡفَوَٰحِشَ مَا ظَهَرَ مِنۡهَا وَمَا بَطَنَ وَٱلۡإِثۡمَ وَٱلۡبَغۡيَ بِغَيۡرِ ٱلۡحَقِّ وَأَن تُشۡرِكُواْ بِٱللَّهِ مَا لَمۡ يُنَزِّلۡ بِهِۦ سُلۡطَٰنٗا وَأَن تَقُولُواْ عَلَى ٱللَّهِ مَا لَا تَعۡلَمُونَ

Teneno hoe : “Tena marina fa noraran’ny Tompoko ireo asa vetaveta, na ny miharihary Aminy izany na ny miafina sy ny fahotana, ny fihetraketrahana tsy amim-pahahamarinana, sy ny fanakambananareo Allah amin’ny zavatra izay tsy nampidinany porofo na dia kely aza ary ny fitenenanareo mahakasik’I Allah amin’izay tsy anananareo fahalalana”. info
التفاسير: