ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
22 : 7

فَدَلَّىٰهُمَا بِغُرُورٖۚ فَلَمَّا ذَاقَا ٱلشَّجَرَةَ بَدَتۡ لَهُمَا سَوۡءَٰتُهُمَا وَطَفِقَا يَخۡصِفَانِ عَلَيۡهِمَا مِن وَرَقِ ٱلۡجَنَّةِۖ وَنَادَىٰهُمَا رَبُّهُمَآ أَلَمۡ أَنۡهَكُمَا عَن تِلۡكُمَا ٱلشَّجَرَةِ وَأَقُل لَّكُمَآ إِنَّ ٱلشَّيۡطَٰنَ لَكُمَا عَدُوّٞ مُّبِينٞ

Nalatsany tamin’ny alalan’ny fitaka izy ireo. Rehefa nanandrana ilay hazo izy ireo dia niharihary taminy ny fitanjahan’izy ireo, ary teo dia nanomboka nanakona ny fitanjahany tamin’ny ravin-kazon’ny Paradisa izy ireo. Avy eo dia niantso izy ireo ny Tompony nanao hoe : “Moa ve tsy nandrara anareo Aho tamin’io hazo io ? Ary moa ve tsy niteny taminareo Aho fa marina tokoa fa i Satana dia fahavalo miharihary ho anareo ?” info
التفاسير: