ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
171 : 7

۞ وَإِذۡ نَتَقۡنَا ٱلۡجَبَلَ فَوۡقَهُمۡ كَأَنَّهُۥ ظُلَّةٞ وَظَنُّوٓاْ أَنَّهُۥ وَاقِعُۢ بِهِمۡ خُذُواْ مَآ ءَاتَيۡنَٰكُم بِقُوَّةٖ وَٱذۡكُرُواْ مَا فِيهِ لَعَلَّكُمۡ تَتَّقُونَ

Ary rehefa nasandratray teo ambonin’izy ireo ny tendrombohitra, toy ny aloka lehibe izany, ka mihevitra izy ireo fa hianjera eo amin’izy ireo izany. Tazony mafy izay nomenay anareo, ary tsarovy izay ao anatiny, angamba hanam-patahorana ianareo. info
التفاسير: