ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
168 : 7

وَقَطَّعۡنَٰهُمۡ فِي ٱلۡأَرۡضِ أُمَمٗاۖ مِّنۡهُمُ ٱلصَّٰلِحُونَ وَمِنۡهُمۡ دُونَ ذَٰلِكَۖ وَبَلَوۡنَٰهُم بِٱلۡحَسَنَٰتِ وَٱلسَّيِّـَٔاتِ لَعَلَّهُمۡ يَرۡجِعُونَ

Ary nozarazarainay ho vahoaka maro izy ireo eto an-tany. Misy amin’izy ireo no olona mendrika, ary misy kosa amin’izy ireo no ambanin’izany. Ary notsapainay izy ireo amin’ny tsara sy ny ratsy, angamba izy ireo hahalala hiverina. info
التفاسير: