ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
167 : 7

وَإِذۡ تَأَذَّنَ رَبُّكَ لَيَبۡعَثَنَّ عَلَيۡهِمۡ إِلَىٰ يَوۡمِ ٱلۡقِيَٰمَةِ مَن يَسُومُهُمۡ سُوٓءَ ٱلۡعَذَابِۗ إِنَّ رَبَّكَ لَسَرِيعُ ٱلۡعِقَابِ وَإِنَّهُۥ لَغَفُورٞ رَّحِيمٞ

Ary rehefa nilaza ny Tomponao fa tena handefa amin’izy ireo mandra-pahatongan’ny andro fitsanganana, izay hampihatra sazy ratsy amin’izy ireo Izy ! Marina fa ny Tomponao dia haingam-panasaziana, ary Izy dia tena be Famelan-keloka sy be Fiantrana. info
التفاسير: