ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
163 : 7

وَسۡـَٔلۡهُمۡ عَنِ ٱلۡقَرۡيَةِ ٱلَّتِي كَانَتۡ حَاضِرَةَ ٱلۡبَحۡرِ إِذۡ يَعۡدُونَ فِي ٱلسَّبۡتِ إِذۡ تَأۡتِيهِمۡ حِيتَانُهُمۡ يَوۡمَ سَبۡتِهِمۡ شُرَّعٗا وَيَوۡمَ لَا يَسۡبِتُونَ لَا تَأۡتِيهِمۡۚ كَذَٰلِكَ نَبۡلُوهُم بِمَا كَانُواْ يَفۡسُقُونَ

Ary anontanio azy ireo momba ilay tanàna kely iray amoron-dranomasina, rehefa nandika lalàn’ny andro Sabata izy ireo ! Ka tonga nitsingevaheva tamin’izy ireo ny trondro maro be tamin’ny andro Sabatany, fa amin’ny andro tsy anaovan’izy ireo Sabata kosa dia tsy tonga tamin’izy ireo izany . Tahaka izany no nitsapanay azy ireo noho izy ireo nanao ny asa ratsy. info
التفاسير: