ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
161 : 7

وَإِذۡ قِيلَ لَهُمُ ٱسۡكُنُواْ هَٰذِهِ ٱلۡقَرۡيَةَ وَكُلُواْ مِنۡهَا حَيۡثُ شِئۡتُمۡ وَقُولُواْ حِطَّةٞ وَٱدۡخُلُواْ ٱلۡبَابَ سُجَّدٗا نَّغۡفِرۡ لَكُمۡ خَطِيٓـَٰٔتِكُمۡۚ سَنَزِيدُ ٱلۡمُحۡسِنِينَ

Raha nolazaina tamin’izy ireo hoe : “Mitoera amin’ity tanàna ity ianareo, ary mihinàna ao aminy araka izay tianareo sady mitenena hoe : mamelà ny fahotanay, ary midira am-baravarana am-piankohofana ianareo mba hamelanay ireo fahadisoana nataonareo; omenay tombony ireo Mpanao soa”. info
التفاسير: