ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
156 : 7

۞ وَٱكۡتُبۡ لَنَا فِي هَٰذِهِ ٱلدُّنۡيَا حَسَنَةٗ وَفِي ٱلۡأٓخِرَةِ إِنَّا هُدۡنَآ إِلَيۡكَۚ قَالَ عَذَابِيٓ أُصِيبُ بِهِۦ مَنۡ أَشَآءُۖ وَرَحۡمَتِي وَسِعَتۡ كُلَّ شَيۡءٖۚ فَسَأَكۡتُبُهَا لِلَّذِينَ يَتَّقُونَ وَيُؤۡتُونَ ٱلزَّكَوٰةَ وَٱلَّذِينَ هُم بِـَٔايَٰتِنَا يُؤۡمِنُونَ

Ary soraty ho anay ny tsara, eto an-tany sy any an-koatra, indro izahay dia hiverina Aminao am-panetrehan-tena”. Niteny Izy nanao hoe : “Ny famaizako dia ataoko mahazo izay sitrako, ary ny famindram-poko dia mahenika ny zava-drehetra, ho soratako izany ho an’ireo izay manam-patahorana sy mamoaka ny Zakat, ary ireo izay mino ny fanambaranay". info
التفاسير: