ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

external-link copy
138 : 7

وَجَٰوَزۡنَا بِبَنِيٓ إِسۡرَٰٓءِيلَ ٱلۡبَحۡرَ فَأَتَوۡاْ عَلَىٰ قَوۡمٖ يَعۡكُفُونَ عَلَىٰٓ أَصۡنَامٖ لَّهُمۡۚ قَالُواْ يَٰمُوسَى ٱجۡعَل لَّنَآ إِلَٰهٗا كَمَا لَهُمۡ ءَالِهَةٞۚ قَالَ إِنَّكُمۡ قَوۡمٞ تَجۡهَلُونَ

Ary nampitanay ny ranomasina ireo zanak’Israely, dia nandalo teo amin’ny vahoaka nanompo ny sampiny, dia niteny izy ireo hoe : “O ry Mosesy ! Omeo tompo tahaka ireto vahoaka manana tompo ireto izahay". Namaly izy hoe : “Tena marina fa vahoaka tsy mahalala ianareo". info
التفاسير: